Nazôreana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Nazôreana''' na '''Nazareana''' dia vondrona ara-pivavanana [[jiosy mesianika]] tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin' ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an' i [[Jesosy|Jesoa]] ho [[Mesia]] nefa manaja ny lalàm-pivavahan' ny Jiosy. Tsy mino ny maha Andriamanitra an' i JesosyJesoa anefa izy ireo. Atao hoe ''Ναζωραῖος'' / ''Nazôraios'' izy ireo amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa נוצרים / ''Notzrim'' amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]].
 
Taty aoriana dia niantsoana antoko na sekta [[jodeo-kristiana]] niaina tamin' ny taonjato faha-4 izay nitandrina fatratra ny [[Lalàn'i Mosesy|Lalàn' i Mosesy]] sy nino ny maha Andriamanitra an' i JesosyJesoa Kristy ny anarana hoe ''Nazareana'' na ''Nazôreana''. Tsy nanaiky ny [[Epistilin'i Paoly|Epistilin' i Paoly]] izay mampianatra ny tsy tokony hitandremana ny Lalàna jiosy izy ireo.
 
== Jereo koa ==