Sadoseo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
 
== Ny anarany ==
Avy amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Sadducaei'' izay avy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe צְדוּקִים‬ / ''Ṣĕdûqîm / Tsedukim'' ny teny nohagasina hoe ''Sadoseo'' na ''Sadoseana''. Io teny hebreo io indray dia misy mihevitra fa avy amin' ny anaran' ilay mpisorona atao hoe צדוק / ''Tsadok'' ([[Fanagasiana|hagasina]] hoe: ''Sadôka'' na ''Tsadôka'' na ''Zadôka''), izay mpisoronabe tamin' ny andron' i [[Davida (mpanjaka)|Davida]] sy [[Salômôna]], razambe nipoiran' ny mpisoronabe. Mety manondro ny mpomba ny asam-pisoronana mandala ny nentin-drazana io teny io, indrindra amin' ny fomba fijery ara-pôlitika.
 
== Tantarany ==