Herôda Arkelaôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Heroda Arkelaosy ho Herôda Arkelaôsy i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
I '''Herôda Arkelaôsy''' dia zanaka lahin' i [[Herôda Lehibe]], izay nanapaka an' i [[Jodea]] sy [[Samaria]] ary [[Idomea]] tamin' ny taona 4 tal. J.K. hatramin' ny taona 6 taor. J.K. ka nitondra ny anaram-boninahitra hoe ''Etnarka'' (grika: ''ἐθνάρχης'' / ''ethnarkhês'', ara-bakiteny "lehibem-poko"). Atao hoe ''Ἡρῴδης ὁ Ἀρχέλαος'' / ''Hêrôdês o Arkhelaos'' izy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]].
 
== FianinanyTantaram-pianinany ==
 
=== Ny fianakaviany ===
I Herôda Lehibe no rainy ary i Maltake, vady haferatra, no reniny. I [[Heroda Antipasy|Herôda Antipasy]], i Antipatera (na Antiparôsy), i Herôda Bôetôsy, i Aleksandra no rahalahiny, ary i Salôme sy i Ôlimpiasy (na Ôlimpiada) no anabaviny. I Mariamne II sy i Glafira no vadiny.
 
=== Ny naha etnarka azy ===
Taorian' ny nahafatesan' i Herôda Lehibe tao Jerikô tamin' ny taona 4 tal.J.K. dia nankany Rôma i Herôda Arkelaôsy mba hampanaiky ny emperora [[Aogosto]] ny maha mpanjaka azy, nefa nanendry azy ho etnarka ihany ny emperora. Tamin' ny taona 6 taor. J.K., rehefa folo taona taty nanapahana, dia niova ny zava-misy ao Jodea ka nahatonga ny Jiosy vitsivitsy nandeha tany Rôma mba hanambara amin' i Aogosto ny maha mpanao didijadona lozabe sy mahery setra, tsy manaja olona ary tsy mahay mitandro ny filaminana sy ny fandriam-pahalemana an' i Arkelaôsy. Nampanantsoin' i Aogosto i Arkelaôsy ary naongany tsy ho etnarka ka natao sesitany any Viena any [[Galia]] (frantsay: ''Gaule''). I Kôpônio, prefekto rômana, no nasolo azy. Izy angamba ilay zanak' i Herôda resahin' i Strabôna fa "maty tany an-tsesitany, nahiboka taoamin' ireo Gaoloà Alôbrôga".