Saikanosy Iberika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
[[Sary:España y Portugal.jpg|vignette]]
 
Ny '''Saikanosy Iberika''' na '''Iberia''', izay atao hoe '''Eorôpa Atsimo-Andrefana''' koa, dia saikanosy any atsimo andrefan' i [[Eoropa|Eorôpa]]. Ny firenena sy zanatany ao amin' ny Saikanosy Iberika dia i [[Portogaly|Pôrtogaly]], i [[Espaina]], i [[Andora|Andôra]], i [[Gibraltara]] ary faritany kely an' i [[Frantsa]] Atsimo. Anisan' ny [[saikanosy]] telon' i [[Eoropa Atsimo|Eorôpa Atsimo]] ny Saikanosy Iberika ary izy no any andrefana indrindra amin' ireo. Ny Saikanosy Iberika dia voafaritry ny [[Pirenea]] any avaratra, ny [[andilan-dranomasina]] [[Gibraltara]] any atsimo, ny [[ranomasimbe Atlantika]] any andrefana ary ny [[Ranomasina Mediteranea]] any atsinanana. Manakaiky ny kôntinenta [[afrika]]nina ny Saikanosy Iberika any atsimo ary ny andilan-dranomasina Gibraltara fotsiny no manasaraka azy. Ny Saikanosy Iberika dia manana velarantany 582 860 {{km2}}, ary izy no saikanosy faharoa any Eorôpa.
 
== Anarana ==