Fivahiniana masina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Kaaba mirror edit jj.jpg|vignette|372x372px|Mpino silamo mpanao fivahiniana masina mandeha manodidina ny Kaaba any Maka.]]
Ny '''fivahiniana masina''' dia fandehanana lavitra izay tanterahin' ny mpino mankany amin' ny toerana na tanàna masina ho mariky ny fitiavam-bavaka.
 
== Fivahiniana masina atao amin' ny fivavahana abrahamika ==
Andalana faha-8:
 
=== Fivahiniana masina ataon' ny mpino silamo ===
Ny [[Finoana silamo|mpino silamo]] dia manao [[Fivahiniana masina (silamo)|fivahiniana masina]] any [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]] any [[Arabia Saodita]] ka zavatra tsy maintsy atao indraimandeha amin' ny androm-piainana izany raha misy ny hoenti-manana. Misy koa ny fivahiniana masina ataon' ny mpino silamo mankany amin' ireo fasan' ny olo-masina.
 
=== Fivahiniana masina kristiana ===
Ny fivahiniana masina nataon' ny [[Kristianisma|Kristiana]] voalohany dia mankany amin' ny toerana niaretan' i [[Jesoa Kristy]] ny fijaliany.
 
== Fivahiniana masina ataon' ny fivavahana hafa ==
 
=== Ny Egiptiana sy ny Persiana sy ny Grika ary ny RomanaRômana ===
Maro ireo fivavahana mamporisika ny fanaovana fivahiniana masinanmasina ka isan' izany ny fivavahan' ny [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egiptiana]] tamin' ny [[Andro Taloha]], ny fivavahan' ny [[Persia|Persiana]] tamin' ny vanimpotoana nivavahana tamin' i [[Mitra (andriamanitra)|Mitra]]. Ny Grika sy ny RomanaRômana dia nanam-pahazarana mijery [[mpaminany]] ka nandeha nanontany ny mpaminany tany Delfa any Grisia, ohatra.
 
=== Fivahiniana masina ataon' ny Hindoa ===