Fivahiniana masina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
 
=== Fivahiniana masina ataon' ny mpino silamo ===
Ny mpino silamo dia manao [[Fivahiniana masina (silamo)|fivahiniana masina]] any Maka any [[Arabia Saodita]] ka zavatra tsy maintsy atao indraimandeha amin'ny androm-piainana izany raha misy ny hoenti-manana. Misy koa ny fivahiniana masina ataon'ny mpino silamo mankany amin'ireo fasan'ny olo-masina.
 
=== Fivahiniana masina kristiana ===