Fivahiniana masina (silamo): Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Andrin' ny fionana silamo |
Andrin' ny fionana silamo |
||
Andalana faha-1:
Ny '''fivahiniana masina''', izay atao amin' ny teny arabo hoe حَجّ / ''Hadj'' dia [[Andry dimin'ny finoana silamo|andry]] fahadimy ao amin’ ny [[finoana silamo]]. Ny ''Hadj'' no manan-danja indrindra amin’ ireo [[fivahiniana masina]] roa mankany [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]].
Ny lehilahy sy ny vehivavy miozolmana salama tsara rehetra dia tokony hanao fivahiniana masina indray mandeha amin’ ny fotoana ahavelomany, raha tahiny ka ampy ny hoenti-manana ara-bola hiatrehana izany. Tsy mitovy amin’ ny “fivahiniana masina kely” izay atao any Maka ihany koa, izay atao hoe ''Umra'', ny ''Hadj'' izay azo atao amin’ ny fotona sasany voafatritra mazava: amin’ ny volana fahafolo no manomboka ireo lanonana isam-batanolona voalohany, izay andehanana impito manodidina ny [[Kaaba]] sy impito eo anelanelan’ ny tendrombohitra Safa sy ny tendrombohitra Marwa. Eo anelanelan’ ny andro faha-9 sy == Jereo koa ==
|