Antiôkia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Antakya view 3.jpg|vignette|342x342px|I Antiôkia (na Antakya) ankehitriny]]
I '''Antiôka''' na '''Antiôka''' dia tanàna manan-tantara miorina eo amoron'ny renirano Ôrônta akaikin' ny tanànan' i Antakya ao [[Torkia]]. Tamin' ny andron' ny [[Apôstôly roa ambin'ny folo|Apôstôly]] sy taoriany dia lasa ivon-toeran' ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] tany ivelan' i [[Palestina]] ilay tanàna. Ao no niaingan' ny fitondrana landy. Nanomboka tamin' ny taonjato faha-6 dia maro ireo firenena nifandimby namabo an' i Antiokia:
 
Ligne 24 ⟶ 25 :
 
==== I Antiôkia tamin' ny andron' ny Rômana ====
[[Sary:Ancient Roman road of Tall Aqibrin.jpg|vignette|237x237px|Lalana rômana any Siria nampitohy an' i Antiôkia amin' i Chalcis.]]
Babon' ny [[Empira Rômana|Rômana]] i Antiôkia tamin'ny taona 64 tal. J.K. ka nanamboarany tempoly sy lapa ary toeram-pilalaovana tantara an-tsehatra sy lalan-drano mihantona ary lalana vita amin' ny rafitra marbra.
 
Ligne 33 ⟶ 35 :
 
==== I Antiôkia kristiana ====
[[Sary:Antiochia su Oronte.PNG|vignette|218x218px|Antiôkia teo anelanelan' ny taonjato voalohany sy faha-5]]
Tamin' ny andron' ny [[Apôstôly roa ambin'ny folo|Apôstôly]] dia nitoriana ny [[Vaovao Mahafaly]] ny mponina tao Antiôkia ka lasa ivon-toeran' ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] tany ivelan' i [[Palestina]].
 
Ligne 55 ⟶ 58 :
 
=== Andro Vaovao ===
[[Sary:Antioch Panorama Saint Pierre Church.jpg|vignette|510x510px|I Antiôkia tamin' ny taona 2003]]
Azon' ny Torka i Antiôkia tamin' ny taona 1489 ka nasiany tobi-milisy (torka: ''Yeniçeri''). Lasa tanana mitokana i Antiôkia ka tsy nandalovan' ny lalana fivezivezen' ny varotra mankany Alepo (fr.: ''Alep''; angl: ''Aleppo''; arabo: ''Ḥalab''), tanàna any Siria. Ireo sambo avy any [[Eorôpa]] dia mampidina entana ao Aleksandreta na Iskenderona (torka: ''İskenderun'') tamin' ny taonjato faha-17. Ny entam-barotra dia nandray ny lalana makany Alepo izay ahitana solontena eorôpeana ka isan' izany ny an' i [[Frantsa]] nanomboka tamin' ny nanjakan' i François I. Tsy ao Antiôkia intsony no nanaovana ny raharaham-barotra fa any an-kafa.