Seljokida: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tantara tamin'ny Andro Taloha
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Seljokida''' dia fianakavia-mpajaka avy amin' ny foko torka izay nifindra monina avy any [[Torkestàna]] nankany [[Atsinanana Akaiky]] alohan' ny fanjakanyhanjakany amin' i [[Iràna]] sy amin' ny faritra midadasika mahafaola an' i [[Iràka]] ankehitriny; ary amin' i [[Azia Minora]], teo anelanelan' ny fisasahan' ny taonjato faha-10 sy ny fiafaran' ny taonjato faha-13. Tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-11 ny empira seljokida dia nahafaoka an' i Azia Minora sy ny Atsinanana sy ny Atsinanana Akaiky ary an' i [[Persia]].