Kroazada fahenina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Kroazada
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Kroazada
Andalana faha-1:
Ny '''kroazada fahenina''', izay nanomboka tamin' ny taona 1228sy niafara tamin' ny taona 1229 dia nokarakarain' ny [[Empira Jermanika Masina|emperora rômana jermanika]] Friedrich II (Frédéric II) mba hamerenana indray ireo tanin' ny Fanjakan' i Jerosalema izay votsotra hatramin' ny fakan-tany nataon' i Saladin sy ny renivohiny. Fahombiazana tsy maharitra no azon' izany kroazada izany, nefa tratran' ilay emperora naongana tsy ho isan' ny fiangonana ny tanjony rehetra tamin' ny alalan' ny diplômasia fa tsy tamin' ny alalan' ny ady. Nanafintohina ny tontolo kristiana izany fomban' ny emperora izany.
La '''sixième croisade''', de 1228 à 1229, est une expédition organisée par l'empereur romain germanique Frédéric II pour reconquérir les territoires du royaume de Jérusalem perdus depuis la conquête par Saladin, ainsi que sa capitale. Elle a été un demi-succès temporaire pour les croisés, mais ses objectifs sont atteints par la diplomatie d’un empereur excommunié plutôt que par les combats, au grand scandale de la chrétienté. En effet cela signifiait qu'un empereur jugé hérétique<sup>[réf. nécessaire]</sup> allait conduire la sixième croisade. Cette méthode a créé un précédent qui influence les croisades suivantes. L’intervention de Frédéric II a cependant été désastreuse pour les institutions du royaume de Jérusalem qui, se retrouvant sans roi, Frédéric abandonnant Jérusalem après trois jours, manque désormais d’un pouvoir central et se retrouve en proie à l’anarchie, les différentes factions (les barons, les ordres de chevalerie, les compagnies maritimes commerciales) ayant chacune sa propre politique sans qu’un souverain puisse arbitrer leurs querelles.
 
== Antsipiriany ==
Ny kroazada faha-6fahenina dia notarihin’ ny emperora Frederic II izay, hatramin’ ny taona 1215, nivoady ny hitarika ny fanafihan’ ny kroazada. Nohavaoziny teo anatrehan’ ny [[papa]] izany fampanantenany izany tamin’ ny taona 1220 nefa, antony ara-pôlitika anatiny dia nihemotra ny fiaingany. Tsy nisy vokany ny fandrahonana fanonganana nataon’ ny papa [[Gregôrio IX]] (Gregoara IX). Tezitra noho izany fahatarana izany ny papa ka nanatanteraka ny fanonganany ny emperora tamin’ ny taona 1227.
 
Niainga an-tsambo nankany amin’ ny [[Tany Masina]] tamin’ ny volana Jona 1228 ka nanatona ny ampahany be amin’ ny tafika nalefany tany Saint-Jean d’Acre izy. Nanao izay hahazoany an’ i Jerosalema izy tamin’ ny nanaovany fifampiraharahana tamin’ ny [[Soltana|soltàna]] ejipsiana Al-Kamil. Izany fifampiraharahana izany dia niteraka fifanaraham-pandriam-pahalemana izay nosoniavina tao Jaffa tamin’ ny taona 1229, izay nahatonga ny Ejipsiana namerina an’i [[Betlehema]] sy i [[Nazareta]] sy i Silon ary i [[Jerosalema]] tamin’ ny Kristiana sady namela malalaka ny lalana mankany amin’ ireo tanàna masina. Izany fifanarahana izany, izay nohajaina nandritra ny folo taona, dia tsy nankasitrahan’ ny fiangonana kristiana manontolo izay tsy mampitovy ny kroazada amin’ ny fifampiraharahana ara-diplômasia.