Vato: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Révoqué
Aucun résumé des modifications
Marika: Révocation manuelle
Andalana faha-1:
[[Sary:Mount Torment.jpg|vignette|305x305px|Vato an-tendrombohitra]]
Ny '''vato''' dia vaingan-javatra avy amin' ny fahapotehana sy fivangongoan' ny nofon-tany na avy amin' ny fangatsiahan' ny magma izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fanamboarana [[trano]], [[tetezana]], [[lalana]], sarivongana, tsangambato, sns. amin' ny alalan' ny fanambarana azy na ny fisokirana azy na ny fipaihana azy. Isan' ny karazam-bato ampiasaina amin' ny fanorenana sy fanamboaran-javatra (trano, tetezana, fasana, lalana, sns) ny bazalta, ny vatoafo, ny vatosokay ary ny vatosolaitra. Misy koa ireo vato fanamboarana fanaingoana toy ny vato sarobidy sy ny vatosoa.
 
* [[Androngo]]