Fiteny persana taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Persana taloha ho Fiteny persana taloha i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''[[Fiteny persana taloha|fiteny persana taloha]]''' dia endrika tranainy indrindran' ny [[fiteny persana]]. Isan' ireo [[fiteny iraniana]] izy ka zana-bondron' ireo [[Fiteny indo-iraniana|fiteny indoindô-iraniana]] sy ny ireo [[Fiteny indô-eoropeaninaeorôpeanina|fiteny indoindô-eoropeanaeorôpeana]]. Hita ao amin' ireo sora-tsokitra tamin' ny andron' ireo [[Akemenida|mpanjaka akemenida]] ny fiteny persana taloha. Ny [[Fiteny persana|fiteny persana]] amin' izao fotoana izao dia tsy avy amin' ny fiteny persana taloha. Io no fotenimfitenim-paritra niteneninnotenenin' ny olona tao Persepoly izay nasandratry ny mpanjaka [[Dariosy I]] ho fiteny filamatra.