Losifera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandamina
Andalana faha-1:
[[Sary:Lucifer Liege Luc Viatour.jpg|vignette|''Losiferan' i Liège'' (katedralin' i Saint-Paul, Liège).]]
I '''Losifera''' dia ilay [[anjely]] potraka noho ny fikomiany tamin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]], dia tsy iza fa i [[Satana]]. Ny anarana hoe ''Losifera'' (latina: ''Lucifer'') anefa dia tsy nanana io heviny io tany am-piandohana fa nenti-nanondro ny [[planeta]] [[Venosy]] izay nantsoina hoe "mpitondra ny fahazavana"<ref><small>Gaffiot - lucifer 1934 : Cicéron, ''De natura deorum'', 2, 68 ; Lucrèce, ''De natura rerum'', 5, 726 ; Ovide, ''Héroïdes'', 11, 46.</small></ref>. Midika ara-bakiteny hoe "mpitondra ny fahazavana" io anarana io, izay fikambanan' ny [[anarana]] latina hoe ''lux'' ("fahazavana") sy ny [[matoanteny]] latina hoe ''ferre'' ("mitondra")<ref><small>[https://www.lexilogos.com/latin/gaffiot.php?q=Lucifer "Lucifer"], ''Dictionnaire Gaffiot français-latin,'' p. 923 [tahiry], lexilogos.com.</small></ref>.
 
== Hevitr' ilay teny ==
Tamin' ny andron' ny Rômana taloha, dia anarana nilazana ny planeta [[Venosy]], izay mialoha lalana ny [[masoandro]] ka manambara ny fahatongavan' ny mazava; nantsoina hoe "kintan' ny mangiran-dratsy" na "kintan' ny maraina" koa io planeta io. Ao amin' ny Baiboly io anarana io dia nanondroana ny mpanjakan' i [[Babilôna]]. Taty aoriana, tamin' ny nielezan' ny [[fivavahana kristiana]] dia nihevitra ireo [[Rain'ny Fiangonana|Rain' ny Fiangonana]] (na Aban' ny Eglizy) fa ny andininy ao amin' ny Baiboly misy io anarana io dia milaza ny fahalavoan' ny [[Satana]] ka nampitovy an' i Losifera amin' i Satana. Midika ara-bakiteny hoe "mpitondra ny fahazavana" io anarana io, izay fikambanan' ny [[anarana]] latina hoe ''lux'' ("fahazavana") sy ny [[matoanteny]] latina hoe ''ferre'' ("mitondra").
 
=== Ao amin' ny fedrà rômana ===
Nanome heviny telo ny teny hoe ''lucifer'' na ''Lucifer'' amin' ny vaninandro telo samihafa ny Kristiana'':''
Tamin' ny andron' ny Rômana taloha, ao amin' ny fedràny, dia anarana nilazana ny planeta [[Venosy]], izay mialoha lalana ny [[masoandro]] ka manambara ny fahatongavan' ny mazava; nantsoina hoe "kintan' ny mangiran-dratsy" na "kintan' ny maraina" koa io planeta io.
 
=== Ao amin' ny jodaisma ===
* ny voalohany, [[mpamari-toetra]] ny hoe ''lucifer'', avy amin' ny teny latina midika hoe "mpitondra ny fahazavana", nampiasain' ny Kristiana sasany hilazana amin' ny heviny an-kolaka ny hoe "mpitondra ny fahamarinana";
Ao amin' ny Baiboly io anarana io dia nanondroana ny mpanjakan' i [[Babilôna]].
* ny faharoa, [[anarana iombonana]] avy amin' ny hevitra hoe "kintan' ny maraina", izay nampiasaina ao amin' ny Baiboly amin' ny teny latina atao hoe [[Volgata]], mba handikana ny andian-teny hoe "kintana mamirapiratra" ao amin' ny [[Bokin'i Isaia|Bokin' i Isaia]], sy ny hafa koa;
 
* ny fahatelo, [[anaran-tsamirery]], izay nosoratana hoe ''Lucifer'', ka lasa anaran' ilay anjely potraka noho ny nikomiany tamin' Andriamanitra. Ny sasany dia nampitovy an' io anjely io amin' ny devoly ka nampiasa ilay anarana hanondroana an' i [[Satana]]. Io heviny farany io no notanan' ny maro hatramin' izao ao amin' ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] sy ny zavakanto (indrindra ny sary).
=== Ao amin' ny fivavahana kristiana ===
Taty aoriana, tamin' ny nielezan' ny [[fivavahana kristiana]] dia nihevitra ireo [[Rain'ny Fiangonana|Rain' ny Fiangonana]] (na Aban' ny Eglizy) fa ny andininy ao amin' ny Baiboly misy io anarana io dia milaza ny fahalavoan' ny [[Satana]] ka nampitovy an' i Losifera amin' i Satana.
 
Nanome heviny telo ny teny hoe ''lucifer'' na ''Lucifer'' amin' ny vaninandro telo samihafa ny Kristiana'':''.
 
==== Mpitondra ny fahamarinana ====
*Ampiasaina ny voalohany,ho [[mpamari-toetra]] ny hoe ''lucifer'', izay avy amin' ny teny latina midika hoe "mpitondra ny fahazavana",. nampiasainNampiasain' ny Kristiana sasany hilazana amin' ny heviny an-kolaka ny hoe "mpitondra ny fahamarinana"; io teny io.
 
==== Mpanjakan' i Babilôna ====
Ampiasaina ny teny hoe ''lucifer'' ho [[anarana iombonana]], avy amin' ny hevitra hoe "kintan' ny maraina", izay nampiasaina ao amin' ny Baiboly amin' ny teny latina atao hoe [[Volgata]], mba handikana ny andian-teny hoe "kintana mamirapiratra" ao amin' ny [[Bokin'i Isaia|Bokin' i Isaia]], sy ny hafa koa (Isa 14, 4; 14. 12-14; 14.15-21). Nanao izany ny mpanoraratra ny bokin' i Isaia hanondroany ny fahafatesan' i [[Sargôna II]], raha tsy i [[Nebokadnetsara]] na i [[Nabônida]]<ref><small>Ecole biblique de Jérusalem, ''La Sainte Bible'', Paris, Editions du CERF, 1955-1961.</small></ref>. Ity fahalavoan' ny mpanjakan' i Babilôna ao amin' ny bokin' i Isaia ity no lasa fahapotrahan' i Losifera ao amin' ny Baiboly latina.
 
==== Ilay anjely potraka ====
*Ampiasaina ny fahatelo,ho [[anaran-tsamirery]], izay nosoratana hoe ''Lucifer'', io teny io ka lasa anaran' ilay anjely potraka noho ny nikomiany tamin' Andriamanitra. Ny sasany dia nampitovy an' io anjely io amin' ny devoly ka nampiasa ilay anarana hanondroana an' i [[Satana]]. Io heviny farany io no notanan' ny maro hatramin' izao ao amin' ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] sy ny zavakanto (indrindra ny sary).
 
== Jereo koa ==
Ligne 16 ⟶ 30 :
* [[Demony]]
* [[Anjely]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==