Losifera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
I '''Losifera''' dia ilay [[anjely]] potraka noho ny fikomiany tamin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]], dia tsy iza fa i [[Satana]]. Ny anarana hoe ''Losifera'' (latina: ''Lucifer'') anefa dia tsy nanana io heviny io tany am-piandohana fa nenti-nanondro ny [[planeta]] [[Venosy]] izay nantsoina hoe "mpitondra ny fahazavana".
 
Tamin' ny andron' ny Rômana taloha, dia anarana nilazana ny planeta [[Venosy]], izay mialoha lalana ny masoandeo[[masoandro]] ka manambara ny fiavianfahatongavan' ny mazava; nantsoina hoe "kintan' ny mangiran-dratsy" na "kintan' ny maraina" koa io planeta io. Ao amin' ny Baiboly jiosy io anarana io dia nanondroana ny mpanjakan' i [[Babilôna]]. Taty aoriana, tamin' ny nielezan' ny [[fivavahana kristiana]] dia nihevitra ireo [[Rain'ny Fiangonana|Rain' ny Fiangonana]] (na Aban' ny Eglizy) fa ny andininy ao amin' ny Baiboly misy io anarana io dia milaza ny fahalavoan' ny [[Satana]] ka nampitovy an' i Losifera amin' i Satana. Midika ara-bakiteny hoe "mpitondra ny fahazavana" io anarana io, izay fikambanan' ny [[anarana]] latina hoe ''lux'' ("fahazavana") sy ny [[matoanteny]] latina hoe ''ferre'' ("mitondra").
 
Nanome heviny telo amin' ny vaninandro telo samihafa ny Kristiana ny teny hoe ''lucifer'' na ''LucuferLucifer'' amin' ny vaninandro telo samihafa ny Kristiana'':''
 
* ny voalohany, [[mpamari-toetra]] ny hoe ''lucifer'', avy amin' ny teny latina midika hoe "mpitondra ny fahazavana", dia nampiasain' ny Kristiana sasany hilazana amin' ny heviny an-kolaka ny hoe "mpitondra ny fahamarinana";
* ny faharoa, [[anarana iombonana]] avy amin' ny hevitra hoe "kintan' ny maraina", izay nampiasaina ao amin' ny Baiboly amin' ny teny latina atao hoe [[Volgata]], mba handikana ny andian-teny hoe "kintana mamirapiratra" ao amin' ny [[Bokin'i Isaia|Bokin' i Isaia]], sy ny hafa koa;
* ny fahatelo, [[anaran-tsamirery]], izay nosoratana hoe ''Lucifer'', diaka lasa anaran' ilay anjely potraka noho ny nikomiany tamin' Andriamanitra. Ny sasany dia nampitovy an' io anjely io amin' ny devoly ka nampiasa ilay anarana hanondroana an' i [[Satana]]. IzanyIo heviny farany izanyio no notanan' ny maro hartaminhatramin' izao ao amin' ny [[Kristianisma|fivavahana kritianakristiana]] sy ny zavakanto (indrindra ny sary).
 
== Jereo koa ==