Losifera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Anjely potraka
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-9:
* ny faharoa, anarana iombonana avy amin' ny hevitra hoe "kintan' ny maraina", izay nampiasaina ao amin' ny Baiboly amin' ny teny latina atao hoe [[Volgata]], mba handikana ny andian-teny hoe "kintana mamirapiratra" ao amin' ny [[Bokin'i Isaia|Bokin' i Isaia]], sy ny hafa koa;
* ny fahatelo, anaran-tsamirery, izay nosoratana hoe ''Lucifer'', dia lasa anaran' ilay anjely potraka noho ny nikomiany tamin' Andriamanitra. Ny sasany dia nampitovy an' io anjely io amin' ny devoly ka nampiasa ilay anarana hanondroana an' i Satana. Izany heviny farany izany no notanan' ny maro hartamin' izao ao amin' ny fivavahana kritiana sy ny zavakanto (indrindra ny sary).
 
== Jereo koa ==
 
* [[Satana]]
* [[Devoly]]
* [[Demony]]
* [[Anjely]]