Laôdikea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Laodikea ho Laôdikea i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Turquie 2009 172 Laodicee.jpg|vignette|259x259px|Sisam-paharavàn' ny tanànan' i Laôdikea]]
I '''Laôdikea''' na '''Laôdikia''' na '''Laôdisea''' dia tanàna renivohitr' i [[Frigia]] na Frizia any [[Azia Minora]]. Antsoina amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Laodicea ad Lycum'' ("Laôdikea amoron' i Likôsy" na "Laôdisea amoron' i Likôsy") mba hiavahany amin' ny fampiasana io anarana io ho anaran' olona. izy. Amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] kosa dia atao hoe Λαοδίκεια ἡ ἐν Φρυγία / ''Laodikeia ê en Phrugia'' ("Laôdikean' i Frigia" na "Laôdisean' i Frizia") izy. I Likôsy dia tsy inona fa [[renirano]] manondraka ny lemak' i Denizli sy ny lemak' i Çürüksu any [[Torkia]]; ankehitriny ny Torka dia miantso io renirano io hoe ''Çürüksu Çayı'' (midika hoe "reniranon' ny rano lo"). Mbola hita ny sisam-paharavan' io tanàna io eo anelanelan' ny tanàna ambanivohitr' i Goncali sy ny vakin-tanàn' i Eskihisar, 6 km miala ny ivon' i Denizli ao Torkia. Nandroso kokoa noho i [[Kolosia|Kôlôsia]] (na Kôlôsy) tanàna akaiky azy i Laôdikea tamin' ny fotoan'androny.
 
Noho ny habetsahan' ny [[Jiosy]] na Jody monina ao Laôdikea dia lasa eveseafiangonana kristianananana [[eveka]] izy. Iray amin' ireo [[Fiangonana fiton' i Azia]] resahina ao amin' ny bokin' ny [[Apokalipsin'i Joany|Apôkalipsy]] (Apô 3.14-22)<ref><small>"<sup>15</sup> Manorata koa ho an' ny anjelin' ny Eglizin' i Laodisea: Izao no lazain' ny Amena, ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Fototry ny zava-boarin' Andriamanitra. <sup>16</sup> Fantatro ny asanao: tsy mangatsiaka na mafana hianao: nefa aleo mangatsiaka na mafana hianao; <sup>17</sup> fa noho hianao matimaty, na hoe tsy mangatsiaka tsy mafana, dia efa haloan' ny vavako hianao." (''Ny Baiboly Masina'')</small></ref> ny fiangonan' i Laôdikea: manome tsiny ny Kristiana tao Laôdikea ny mpanoratra noho nyizy hamatimatin'"matimaty" ny hafanan'(Apô izy ireo3.16). Nisy kônsily lehibe natao tao Laôdikea tamin' ny taona 364 taor.J.K., Nandrosodia kokoailay nohoatao ihoe [[Kolosia|Kôlôsia]] (na Kôlôsy) tanàna akaiky azyKônslin' i Laôdikea tamin' ny fotoan'androny.
 
== Loharano sy fanamarihana ==