Makedônia (faritany rômana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Makedonia (faritany rômana) ho Makedônia (faritany rômana) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''MakedoniaMakedônia''' na '''MasedoniaMasedônia''' na '''Masedoana''' dia faritany romamanarômana nivelatra any avaratr' i [[Grisia]] sy ampahan' i [[Albania]] ary i MakedoniaMakedônia Avaratra ankehitriny. I [[Tesalonika|Tesalônika]] no renivohiny tamin' izay. Atao hoe '''Faritany romananrômanan' i MakedoniaMakedônia''' izy. Amin' ny [[teny latina]] dia atao hoe ''Macedonia'' na ''Provincia Macedoniae'' io faritany io. Io faritany io dia nofehezin' ny pretora (latina: ''prætor'')<ref><small>Ny pretora (latina: ''prætor'') dia olom-panjakana teo amin'ny Empira rômana izay manana laharam-boninahitry ny loholona (senatera) sady miandraikitra ny fifehezana tanàna no misahana raharaham-pitsarana.</small></ref>. Amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] kosa izy dia atao hoe Ἐπαρχία Μακεδονίας / ''Eparkhia Makedonias''.
 
Niorina tamin' ny taona 146 tal. J.K. ny Faritany rômanan'i MakedoniaMakedônia, izay nandimby ny Fanjakan' i MakedoniaMakedônia notapahin' ny mpanjaka farany atao hoe Andriskosy ([[Fiteny grika|grika]]: Ἀνδρίσκος / ''Andrískos'') nefa resin' ny jeneraly romanarômana atao hoe Quintus Cæcilius Metellus tamin' ny taona 148 tal. J.K. Nahafaoka an' i BotieaBôtiea (latina: ''Bottǐaea'') sy i Elimea (latina: ''Elimēa'') ary i EordeaEôrdea (latina: ''Eordaea'') izy.
 
Tamin' ny taonjato faha-3 dia nizara ny faritanin' i MakedoniaMakedônia ka niteraka ny faritanin' i MakedoniaMakedônia Voalohany (latina: ''Macedonia Prima'') ao atsimo sy i MakedoniaMakedônia Faharoa (latina: ''Macedonia Secunda'') ao avaratra.
 
Tamin' ny taona 318 dia nampidirina tao amin' ny diosezindiôsezin' i MakedoniaMakedônia ireo faritany roa ireo, nefa kely kokoa noho i MakedoniaMakedônia taloha io diosezydiôsezy io satria ny diôsezin' i Epiro Vaovao (latina: ''Epirus novus'') sy ny an' i Epiro Tranainy (latina: ''Epirus vetus'') ary ny an' i Tesalia (latina: ''Thessalia'') dia naka tamin' ny faritanin' i MakedoniaMakedônia. Ny diosezindiôsezin' i MakedoniaMakedônia dia miankina amin' ny pretoran' i [[Iliria]] (latina: ''Illyria'').
 
Taorian' ny fizarànanfizaràn' ny Empira romanarômana tamin' ny taona 395 dia lasan' ny Empira romanarômana any Atsinanana i MakedoniaMakedônia: atao hoe ''MakedoniaMakedônia bizantina'' izy amintamin' izay.
 
== Loharano sy fanamarihana ==