Kilikia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra tany Anatôlia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Cilicia SPQR.png|vignette|257x257px|I Kilikia na Silisia, faritany tao amin' ny Empira rômana ]]
I '''Kilikia''' na '''Silisia''' dia faritra ara-tantara tany [[Anatôlia]] (na Azia Minora) atsimo sady faritany rômana taloha, izay ankehitriny any [[Torkia]]. Mamaritra azy ao avaratra i [[Kapadokia|Kapadôkia]] sy i Likaônia, ao andrefana i Pisidia sy i Pamfilia, ao atsimo ny [[Ranomasina Mediteranea]] ary atsimo-atsinanana i [[Siria (faritra)|Siria]]. Mifanandrifindrify amin' ny faritany torkan' i Adana izy ankehitriny, dia i Adana izay faritra eo anelanelan' ireo tendrombohitra Taurus sy ireo tendrombohitra Amanos ary i Mediteranea.