Fiteny aostrôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-19:
== Fiteny malaiô-pôlineziana ==
Ny fiteny malaiô-pôlineziana no sampana lehibe indrindra ao amin' ny fianakaviam-piteny aostrôneziana, fiteny ampiasaina hatrany andrefan'ny [[Ranomasimbe Indiana]] mamakivaky an'i [[Azia Atsimo Atsinanana]], ka hatrany atsinanan' ny [[Ranomasimbe Pasifika]]. Tsy isan' izy ireo ny fitenin' ny [[Melaneziana (vahoaka)|Melaneziana]].
 
== Ny fiteny ôseanika ==
Ny [[fiteny ôseanika]] na fiteny ôseaniana dia ireo fiteny aostrôneziana sy fiteny teratany hafa tenenin' ny olona amin' ireo nosy maro any [[Ôseania]]. Miisa 450 any ho any ireo fiteny ireo. Ny velarana voasahan' ny mpiteny ireo fiteny ireo dia mahafaoka an' i [[Pôlinezia]] sy ny ampahany be amin' i [[Melanezia]] sy [[Mikrônezia]]. Na dia mahasahana erana midadasika aza ireo fiteny ireo dia miisa 2 000 000 eo ho eo ihany ny mpiteny azy. Ny fiteny ôseanika be mpiteny indrindra dia ny [[fiteny fijiana]] (mpiteny 600 000) sy ny [[fiteny samôana]] (400 000 mpiteny).
 
== Jereo koa ==