Kônsily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Konsily ho Kônsily i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''konsilykônsily''', izay atao hoe koe '''sinodasinôda''' na '''sinaody''', dia fivoriam-ben' ny [[eveka]] katolikakatôlika na ortodoksaôrtôdôksa izay anapahana ny [[tenim-pinoana]] sy ny [[foto-pampianarana]] ary ny fitsipi-pifehezana hiainan' ny Fiangonana. Ny [[ApostolyApôstôly roa ambin'ny folo|Apôstôly]] no heverina fa nanao [[Konsily tao Jerosalema|konsilykônsily voalohany tany Jerosalema]] (taona 49 taor. J.K.). Tsy isaina ao amin' ny filaharan' ny konsilykônsily anefa io fivorian' ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]]Apôstôly io. Ny emperora no nampiantso konsilykônsily tamin' ny voalohany, taty aoriana dia ny [[papa]] no manao izany. Ny [[Konsily voalohany tao Nikea|Kônsily voalohany tao Nikea]] no konsilykônsily voalohany teo amin' ny Fiangonana taorian' ny andron' ny ApostolyApôstôly. Manam-pahefana amin' ny Fiangonana ny zavatra tapaka amin' ny konsilykônsily.
 
Misy anefa konsily izay tsy eken' ny fiangonana sasany aorian' ireo fivakisan' ny Fiangonana teo amin' ny tantara. Ny [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]] sy ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]] dia tsy manaiky afa-tsy ny fahefan' ny konsilykônsily telo volohany, ny [[Fiangonana ortodoksa tandrefana|Fiangonana ôrtôdôksa tandrefana]] ny fito voalohany, ary ny [[Katolisisma|Fiangonana katolikakatôlika]] dia manaiky ny fahefan' ny ankamaroan' ny konsilykônsily rehetra.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''konsilykônsily'' dia avy amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''concilium'' fa ny teny hoe ''sinodasinôda'' na ''sinaody'' kosa dia avy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''sun odos.''
 
== Ireo konsilykônsily ekiomenika ==
 
=== Ny konsilykônsily ekiomenika efatra voalohany ===
Ireto konsilykônsily efatra ireto dia eken' ny Fiangonana katolikakatôlika sy ny Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa ary ny ankamaroan' ny Fiangonana protestantaprôtestanta.
 
==== Ny KonsilyKônsily voalohany tao Nikea (taona 325) ====
Ny [[Konsily voalohany tao Nikea|Kônsily voalohany tao Nikea]] dia natao tamin' ny taona 325 ka ny emperora [[Konstantino I|KonstantinoKônstantino]] no nampiantso azy. Io no konsily voalohany. Izany dia natao mba handraiketana ny maha [[Andriamanitra Zanaka|Andriamanitra]] an' i [[Jesosy|JesosyJesoa Kristy]] ka hanoherana ny fampianaran'i [[Ariosy]] ([[Arianisma (teolojia)|arianisma]]) izay noheverina ho "fampianaran-diso" tamin' izay. Tapaka fa mitovy fomba (''homoousia'') amin' ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] ny [[Andriamanitra Zanaka|Zanaka]] amin' ny maha [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] ny Ray sy ny Zanaka. Navoaka ny [[Fanekem-pinoana nikeana]].
 
==== Ny KonsilyKônsily voalohany tao KonstantinopolyKônstantinôpôly (taona 381) ====
Nanamafisana ny zavatra tapaka tao amin' ny Kosilin'iKôsily tao Nikea ny [[Konsily voalohany tao Konstantinopoly|Kônsily voalohany tao Konstantinopoly]] (na Konstantinopla) izay nanalavana ny Fanekem-pinoana nikenana ka lasa [[Fanekem-pinoana nikeana|Fanekem-pinoan'i Nikea sy KonstantinopolyKônstantinôpôly]]. Io no konsilykônsily faharoa. Tapaka fa Andriamanitra koa ny [[Fanahy Masina]]. Tsy nandray anjara tamin' io ny [[Fiangonana Latina|Fiangonana latina]].
 
==== Ny KonsilyKônsily tao Efeso (taona 431) ====
Ny [[Konsily tao Efeso|Kônsily tao Efeso]] (na Efesosy na Efezy) dia nanapahana ny maha [[Renin'Andriamanitra]] (gr.: ''Theotokos'') an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]]. Iono konsily fahatelo. Nivoaka noho izany ny Fanekem-pinoan' i Efezy Tsy eken'ny ProtestantaPrôtestanta nohavaozina ny fiantsoana an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] ho [[Renin'Andriamanitra]]. Nitsipahana ny [[nestorianisma]] koa izany.
 
==== Ny KonsilyKônsily tao KalkedonaKalkedôna (taona 451) ====
Ny [[Konsily tao Kalkedona|Kônsily tao Kalkedôna]] no nanambaràna ny fananan' i JesosyJesoa fomba (na [[Natiora (teolojia)|natiotranatiora]]) roa, dia natioran' Andriamanitra sy natioran' olombelona. Io no konsilykônsily fahefatra. Izany konsilykônsily izany no nanoherana an' i [[Eotikesy]], izay nampianatra fa nifangaro ka tsy azo avahana ao amin' ny natioran' Andriamanitra ny natioran' olombelona ao amin'i Kristy. Heverin' ny tao amin' ny konsily ho [[Fampianaran-diso (fivavahana)|fampianaran-diso]] izany fampianarana izany izay nataony hoe ''[[monofizismamônôfizisma]]''.
 
=== Ireo konsilykônsily ekiomenika efatra manaraka ===
 
==== Ny KonsilyKônsily faharoa tao KonstantinopolyKônstantinôpôly (taona 553) ====
Nanamafisana ny fananan' i Kristy [[Natiora (teolojia)|natiora]] roa ny [[Konsily faharoa tao Konstantinopoly|Kônsily faharoa tao Kônstantinôpôly]] ka nambara fa sady olona no Andriamanitra i Kristy. Io no konsilykônsily fahatelo. Nohelohina ny asa soratra manohana ny [[nestorianisma|nestôrianisma]].
 
==== Ny KonsilyKônsily fahatelo tao KonstantinopolyKônstantinôpôly (taona 680 sy 681) ====
Nambara tamin' ny [[Konsily fahatelo tao Konstantinopoly|Kônsily fahatelo tao Kônstantinôpôly]] fa manana sitrapo roa i Kristy amin' ny maha olombelona sy [[Andriamanitra Zanaka|Andriamanitra]] azy, dia sitrapon' olombelona sy sitrapon' Andriamanitra. Io no konsilykônsily fahenina. Nohelohina noho izany ilay atao hoe ''[[Mônôtelisma|monotelismamônôtelisma]]''.
 
==== Ny KonsilyKônsily faharoa tao Nikea (taona 787) ====
Ny [[Konsily faharoa tao Nikea|Kônsily faharoa tao Nikea]] dia natao mba hanamelohana ny [[fanimbana sary masina]] izay nomena ny anarana hoe ''ikonoklasmaikônôklasma''. Io no konsily fahafito. Ny mpomba ny fanimbana ny sary masina dia nilaza fa mifanohitra amin' ny fivavahana kristiana marina ny fampiasana sary hanehoana an' i Kristy sy i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] sy ireo olomasina hafa. Nandresy tamin' izany konsily izany ny mpomba ny fampiasana ny sary masina (atao hoe ''ikonodola''). Nekena ny fanajana ny sary masina.
 
==== Ny KonsilyKônsily fahefatra tao KonstantinopolyKônstantinôpôly (taona 869 sy 870) ====
Ny [[Konsily fahefatra tao Konstantinopoly|Kônsily fahefatra tao Kônstantinôpôly]] no nampisaraka ny Fiangonan'i RomaRôma sy ny [[Fiangonana ortodoksa tandrefana|Fiangonan'i KonstantinopolyKônstantinôpôly]]. Io no konsilykônsily fahavalo. Notapahana fa ny [[Lovantsofina]] na Lovampinoana dia isan' ny fitsipiky ny finoana koa manampy ny [[Soratra Masina|Soratra masina]]. Nohelohina ny fiheverana ny olona ho fitambaran-javatra telo, dia ny vatana sy ny [[fanahin'ny vatana]] ary ny fanahy; ary nohamafisina ny fiheverana ny olombelona ho fitambaran-javatra roa, dia ny vatana sy ny fanahin' ny vatana.
 
Nataon' ny Fiangonana tandrefana hoe mivoaka amin' ny Ray sy ny Zanaka ny [[Fanahy Masina|Fanahy masina]]: izany no atao amin' ny teny latina hoe ''[[Filioque]]'' ("sy ny Zanaka"). Tsy neken'ny Fiangonana ortodoksa izany konsily izany. Nitsipaka ny fanovanana ny hoe ''Filioque'' amin'ny [[Fanekem-pinoana nikeana]] izany konsily izany. Ny Fiangonan' i RomaRôma dia nino fa mivoaka amin' ny Ray sy ny Zanaka ny [[Fanahy Masina]] fa ny Fiangonan' i KonstantinopolyKônstantinôpôly kosa tsy nanaiky an' izany fa nanamafy ny fivoahan' ny Fanahy Masina amin' ny Ray irery ihany.
 
== Ireo konsily iraisamkônsilim-paritra ==
Ny [[eveka]] ao amin' ny Fiangonana katolikakatôlika ihany no nandray anjara amin' ireo konsily iraisamkônsilim-paritra ireo izay atao hoe konsilykônsily jeneraly.
 
==== Ireo konsilykônsily talohan' ny teo anelanelan' ny taona 870 sy 1965 ====
Ireto avy izy ireo:
 
* ny KonsilyKônsily voalohany tao Latràna (1123);
* ny KonsilyKônsily faharoa tao Latràna (1139);
* ny KonsilyKônsily fahatelo tao Latràna (1179);
* ny KonsilyKônsily fahefatra tao Latràna (1215);
* ny KonsilyKônsily voalohany tao LionaLiôna (1245);
* ny KonsilyKônsily faharoa tao LionaLiôna (1274);
* ny KonsilyKônsily tao Viena (1311-1312);
* ny KonsilyKônsily tao KonstatiaKônstatia (1414-1418);
* ny KonsilyKônsily Bala-Feraria-FlorentiaFlôrentia (1431-1445);
* ny KonsilyKônsily fahadimy tao Latràna (1512-1517).
 
==== Ireo konsily katolikakatôlika taorian' ny ReformasionaRefôrmasiona protestantaprôtestanta ====
Ireto avy izy ireo:
 
* ny [[Konsily tao Tridentio|KonsilyKônsily tao Tredentio]] (taona 1545 sy 1563)
* ny [[Konsily valohany tao Vatikana|Kônsily valohany tao Vatikana]] (taona 1869-1870)
* ny [[KosilyKônsily faharoa tao Vatikana]] (taona 1962 sy 1965)
 
Ankoatr' ireo konsilykônsily ekiomenika sy konsilykônsily iraisam-paritra ireo dia nisy koa ny konsilykônsily isam-paritra izay maro dia maro.
 
== Jereo koa: ==