Rain' ny Fiangonana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Rain' ny Fiangonana''' na '''Rain' ny Eglizy''' na '''Aban' ny Eglizy''' dia ireo mpanoratra kristiana teo anelanelan'ny taonjato faha-2 sy faha-7 nanao fampianarana nanana ny fahefany izay mbola tanana hatramin'izao. Fepetra efatra no namaritan' ny Fiangonana ny mpanoratr'ireo taonjato ireo izay mendrika ny hahazo izany anaram-boninahitra izany:
 
* olona niaina tamin'ny vanimpotoana voalohan'ny Fiangonana;
Andalana faha-11:
Ankoatr'izany dia natao hoe nanana fifandraisana voaporofo tamin'ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] ny Rain'ny Fiangonana na azo inoana ho izany tokoa ka ny sasany amin'izy ireo dia atao hoe [[Ray Apostolika]]. Ny Mpanoratra skolastika no nandimby ny Rain'ny Fiangonana.
 
== Ireo Rain' ny fiangonana malaza ==
 
=== Ray apostolikaapôstôlika ===
[[Sary:Clemens Romanus.jpg|vignette|190x190px|I Klemento avy any Roma (papa Klemento I)]]
Ny [[Ray ApostolikaApôstôlika|Ray apostolikaapôstôlika]] dia ireo mpianatra sy mpandimby ny [[ApostolyApôstôly roa ambin'ny folo]]. Ireo mpanoratra literatiora kristiana tamin’ny [[fiteny grika]] sady maty maritiry ihany, ary ireo tena nalaza tamin'ny taonjato voalohany sy faha-2 no tondroina indrindra amin'ny hoe ''Ray apostolikaapôstôlika''. Ny soratr'izy ireo dia tsy nampidirina ho isan'ny boky ao amin'ny [[Baiboly]] nefa heverina fa fitohizan'ny soratr’ireo apostolyapôstôly mamorona ny [[kanona]]<nowiki/>n’ny [[Testamenta Vaovao]] sady loharano saro-bidy amin'ny fahafantarana ny tantaran'ny fiangonana.
 
Ireto avy ireo Ray apostolikaapôstôlika:
 
*[[Klemento avy any Roma|Klemento avy any Rôma]]
*[[Ignatio avy any AntiokiaAntiôkia]]
*[[Polikarpo avy any Smirna]]
*[[Papiasy avy any HierapolisyHierapôlisy]]
 
=== Rain'ny fiangonana grika ===
[[Sary:Clement alexandrin.jpg|vignette|171x171px|I Klemento avy any Aleksandria]]
Ireo rain'ny fiangonana nanoratra tamin'ny [[fiteny grika]] no atao hoe "Rain' ny fiangonana grika". Ireto ireo Rain' ny [[fiangonana grika]], atao hoe Ray grika
 
*[[Jostinosy Martira]]
Andalana faha-68:
Ny [[Rain'ny Fiangonan'ny tany efitra]] dia ireo Rain'ny fiangonana izay niaina tany amin'ny tany efitr'i Egipta. Na dia tsy dia nanoratra maro tahaka ireo Rain'ny fiangonana hafa aza izy ireo dia nisy akony lehibe teo amin'ny fivavahana kristiana ny zavatra nosoratany. Maro amin'ny zavatra nolazain'izy ireo ny voangoana ao amin'ny boky atao hoe ''Apophthegmata Patrum'' ("Tenin'ny Rain'ny Fiangonan'ny tany efitra"). Ireto ny Rain'ny fiangonana tany an'efitra:
 
*[[Paoly avy any TebesyTebay]]
*[[Antonio Lehibe]]
*[[Pakomio Lehibe]]
 
== Ny fandalinana momba ny Rain' ny Fiangonana ==
Ny taranja sy ny haisoratra momba ny Rain' ny Fiangonana dia atao hoe [[patristika]] sy [[patrolojia|patrôlôjia]]. Ny teny hoe ''patristika'' sy ''patrolojiapatrôlôjia'' dia samy avy amin' ny [[teny grika]] hoe ''patḗr'' na [[teny latina]] hoe ''pater'' (izay samy midika hoe "ray").
 
=== Ny patristika ===
Ny patristika dia taranja andalinana ny fiainana sy ny asa ary ny fampianaram-pinoanan' ny Rain' ny Fiangonana, izany hoe ny tantaran'izy ireo. Matetika dia mifangaro ny hevitry ny hoe ''patristika'' sy ''patorolojiapatrôlôjia''.
 
=== Ny patrolojiapatrôlôjia ===
Ny patrolojiapatrôlôjia kosa dia teny enti-manondro ny fitambaran'ny asa soratry ny Rain'ny Fiangonana, ary io teny io dia manondro koa ny fitambaran'ny asa soratra andalinana ireo asa soratra ireo. Avahana noho izany ny patrolojia latina sy ny patrolojia grika. Ny patristika dia misy karazana literatiora maro (fanaovana hevi-teny, toriteny, sns) izay miorina kokoa amin'ny [[Baiboly]], "fahefana fara tampony" izay halalinina amin'ny heviny ara-bakiteny sy ara-tantara ary indrindra amin'ny heviny ara-panahy (alegorika).
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Apôstôly roa ambin'ny folo|Apôstôly]]
* [[Apostoly]]
* [[Patristika]]
* [[PatrolojiaPatrôlôjia]]