Amôna (andriamanitra): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Amun.svg|vignette|325x325px|Ny andriamanitra Amona]]
I '''Amôna''' dia iray amin' ireo andriamani-dehibe egiptiana, [[Andriamanitra (ankapobeny)|andriamanitry]] ny tanàna [[TebesyTebay (Ejipta)|Tebay]]. Ny anarany hoe ''Imen'', izay midika hoe "ilay Miafina" dia manambara ny tsy fahafaha-mamantatra ny tena endriny, satria miseho amin' ny endrika maro izy. Ny andriamanitra ambanimbany Amemeta no mpiaraka aminy. Isan' ny adriamanitra valo tao Hermapôlisy izy. Izy no ''Imen achâ renou'' "Amôna maro anarana".
 
Andriamanitry ny rivotra sy ny mpitondra lakana ary indraindray ny fananana anaka. Tamin' ny [[Empira Antenantenany tany Ejipta|Empira Antenantenany]] dia nakambana tamin' ny andriamanitra masoandro [[Ra (andriamanitra)|Ra]] an' i [[Heliôpôlisy]] izay ka naka endrika mikambana, dia ny andriamanitra [[Amôna-Ra]].