Amôna (mpanjakan' i Jodà): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Amôna''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] nandimby an' i [[Manase]] rainy. Ny tena ahatsiarovana an' i Amôna dia ny fitiavany [[Fanompoan-tsampy|manompo sampy]] izay nahatonga fikomiana nitarika amin 'ny famonoana azy tamin' ny taona 641 tal. J.K. Ao amin' ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|Boky faharoan' ny Mpanjaka]] sy ny [[Boky faharoan'ny Tantara|Boky faharoan' ny Tantara]] ao amin' ny [[Baiboly]] no ahitana ny tantarany.
 
Nanjaka tanelanelan' ny taona 643 sy 641 tal. J.K. na 642 sy 640 tal. J.K. izy<ref name=":0" /> <ref><small>Leslie McFall (1991). [https://web.archive.org/web/20110721042159/http://www.btinternet.com/~lmf12/TransGuide.pdf "A Translation Guide to the Chronological Data in Kings and Chronicles"] (PDF). ''Bibliotheca Sacra''. Dallas Theological Seminary. '''148''': 3–45. ([http://www.btinternet.com/~lmf12/TransGuide.pdf tahiry]) (PDF) on July 21, 2011.</small></ref>.