Amôna (fanjakana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Amona (fanjakana) ho Amôna (fanjakana) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Kingdoms around Israel 830 map.svg|vignette|313x313px|Sarintanin' ny [[Atsinanana Akaiky]] tamin' ny taonjato faha-9.<nowiki/> [[Moabita|M]]<nowiki/>iloko volomboasary ny Fanjakan' i AmonaAmôna.]]
I '''AmonaAmôna''' dia fanjakana na firenena tamin' ny [[Andro Taloha]] tao [[Atsinanana Akaiky]] teo anelanelan' ny tany efitr' i Siria sy ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]]. Ny vahoak' i AmonaAmôna dia atao hoe AmonitaAmônita. Araka ny voalaza ao amin' ny [[Bokin'ny Genesisy]] (Gen. 19.38) dia taranak' i Bena Amy zanak' i Lota no sady havana akaikin' ny [[MoabitaMoaba (fanjakana)|Môabita]].
 
Tamin' ny taonjato faha-13 tal. J.K. hatramin' ny taonjato faha-6 tal J.K. dia nandroso ny sivilizasionan' ny AmonitaAmônita. Ny tananan'i Rabata AmonaAmôna no renivohitry ny MoabitaMôabita. Ny Israelita sy ny AmonitaAmônita dia niady matetika. Tamin' ny fanombohan' ny taonjato faha-10 tal. J.K., araka ny [[Boky faharoan'i Samoela|Boky faharoan' i Samoela]] (2Sam. 12.26-31), dia resin' ny mpanjaka [[Davida (Baiboly)|Davida]] ka nandevoziny ny AmonitaAmônita.
 
Tamin' ny taona 721 tal. J.K. taorian' ny faharavan' ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Israely]] dia nanorim-ponenana tao amin'ny atsinanan' ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]] ny AmonitaAmônita. Ny Fanjakan' i AmonaAmôna mahaleotena dia rava teo antenantenan' ny taonjato faha-6 tal. J.K. Taty aoriana dia nifangaro tao amin' ireo foko arabo ny AmonitaAmônita.
== Jereo koa: ==
 
* [[Amona (fanjakana)|Amona]]
* [[Asiria]]
* [[Arama (faritra)|Arama]]