Goavy (zavamaniry): Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Sary |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Árbol en fructificación de Psidium guajava.jpg|vignette|271x271px|Goavy mamoa]]
[[Sary:Psidium guajava flower 26032014 01.jpg|vignette|187x187px|Ravina sy vonin-goavy]]
Ny '''goavy''' dia [[zavamaniry]] fihinam-boa avy any amin' ireo faritra manana [[Toetanin-jana-pehin-tany|toetanin-janapehintany]] any [[Amerika]]
Ny ravin-goavy avy nosasana dia azo tsakoina na alona anaty rano ka sotroina raha misy traran' ny fivalanana mipiriritra. ''Psidium guajava'' no anarana ara-tsiansan' ny goavy.
|