Goavy (zavamaniry): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Zavamaniry
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Árbol en fructificación de Psidium guajava.jpg|vignette|271x271px|Goavy mamoa]]
Ny '''goavy''' dia [[zavamaniry]] fihinam-boa avy any amin' ireo faritra manana toetanin-janapehintany any [[Amerika]]. Karazan-kazo tsy dia avo ny goavy, izay mety mahatratra 8 m. Somary lavalava ny raviny izay voarakotry ny volovolo madiika ao amin' ny lafiny ambany. Misy amin' ny ravin-goavy ny mahatratra halavana 15 sm sy sdakany 7 sm. Ny bibikely no miantoka ny fitondrana ny lahim-bony mankeo amin' ny vavim-bony ka ahafahan' ny goavy hamoa. Azo hanina tsy misy fikarakarana afa-tsy ny fanadiovana azy ny [[Goavy|voan-goavy]] masaka. Azo atao koa ny manamboatra ranom-boankazo amin' ny goavy. Ny ravin-goavy avy nosasana dia azo tsakoina na alona anaty rano ka sotroina raha misy traran' ny fivalanana mipiriritra.
[[Sary:Psidium guajava flower 26032014 01.jpg|vignette|187x187px|Ravina sy vonin-goavy]]
Ny '''goavy''' dia [[zavamaniry]] fihinam-boa avy any amin' ireo faritra manana toetanin-janapehintany any [[Amerika]]. Karazan-kazo tsy dia avo ny goavy, izay mety mahatratra 8 m. Somary lavalava ny raviny izay voarakotry ny volovolo madiika ao amin' ny lafiny ambany. Misy amin' ny ravin-goavy ny mahatratra halavana 15 sm sy sdakany 7 sm. Ny bibikely no miantoka ny fitondrana ny lahim-bony mankeo amin' ny vavim-bony ka ahafahan' ny goavy hamoa. Azo hanina tsy misy fikarakarana afa-tsy ny fanadiovana azy ny [[Goavy|voan-goavy]] masaka. Azo atao koa ny manamboatra ranom-boankazo amin' ny goavy. Ny ravin-goavy avy nosasana dia azo tsakoina na alona anaty rano ka sotroina raha misy traran' ny fivalanana mipiriritra.
 
Ny ravin-goavy avy nosasana dia azo tsakoina na alona anaty rano ka sotroina raha misy traran' ny fivalanana mipiriritra. ''Psidium guajava'' no anarana ara-tsiansan' ny goavy.