Goavy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Voankazo
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Andalana faha-3:
 
Manify sady mora rovitra ny hoditry ny goavy, izay miloko maitso (raha mbolaa manta) na maitsi tanora na mavo (rehefa masaka). Miloko fotsy na mavo na mavokely na mena ny nofony rehefa masaka. Mizara roa ny ao anaty voan-goavy, dia ny sosona ivelany izay somary mafimafy sy tsy misy vihy, ary ny farirta anatiny kokoa izay malemilemy mifono vihy maro mafy tou ny vato mirefy 3 hatramin' ny 5 mm.
[[Sary:Guava oil.JPG|vignette|Menaka goavy]]
Azo hanina ny goavy masaka. Ny fihinanana goavy misy vihy maro sy mafy dia mety hiteraka [[fitohanana]] ao anaty tsinaibe. Azo atao koa ny mahandro azy miaraka amin' ny [[siramamy]] mba ho azo tehirizina mandritra ny andro maromaro. Azo anamboarana ranom-boankazo ihany koa ny goavy.y
 
Ny vihin-goavy koa dia azo anamboarana menak a azo atao sakafo na anaovana fanafody.
Azo hanina ny goavy masaka. Ny fihinanana goavy misy vihy maro sy mafy dia mety hiteraka [[fitohanana]] ao anaty tsinaibe. Azo atao koa ny mahandro azy miaraka amin' ny [[siramamy]] mba ho azo tehirizina mandritra ny andro maromaro. Azo anamboarana ranom-boankazo ihany koa ny goavy.