Fizahàn-tany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sehatra ara-toekarena
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Urban backpacking.jpg|vignette|Mpizaha tany]]
Ny '''fizahan-tany''' dia sady fandehanana sy fitoerana ladritramandritra ny fotoana voafrtravoafetra any amin' ny toerana iray ivelan' ny toeram-ponenana mahazatra mba hahazoana fahafinaretana, no sehatr' asa ara-toekarena izay ikendrena ny hahazoan' ny olona manatanteraka izany fivahiniana izany, ka voafaoka ao amin' izany ny fikaraharanafikarakarana ao amin' ny trano fandraisam-bahiny sy fikarakarana ny fandehaananafandehanana arysy ny fitaterana azy ireo. Ny olonana manatanteraka ny fizahan-tany ho an' ny fahafinaretany no atao hoe '''mpizaha tany'''.
 
Tamin' ny taonjato faha-18 tany [[Angletera]] vao nisy ny fizahan-tany na dia efa nisy ny fandehanafandehanan-davitra hahazoana fahafiaretanafahafinaretana. Maro isan-karazany ny endrika isehoan' ny fizahan-tany arakaraka ny tanjona kendren' ny mpizaha tany, ka isan' izany ny fizahan-tany momba ny fahasalamana, ny fankanesana eny amoron-dranomasina, ny fakhanesanafakanesana eny an-tendrombohitra, ny fanatanjaganfanatanjahan-tena, ny foalamfialam-boly, ny kolontsaina, ny tontolo iainana, sns. NisyMisy koa ny fizahan-tany mamoafady, izay tatànraràn' ny lalàna any amin' ny firenena maro.
 
Tsy ny olona rehera no afaka mizaha tany fa ireo manan-katao, indrindra ireo olona avy amin' ny firenena manan-karena.