Ariary : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
Ny '''ariary''' (MGA, Ar) dia sandam-bola miasa ao amin'ny Repoblikan'i [[Madagasikara]], efa niasa tamin'ny andron'ny Mpanjaka tamin'ny taonjato faha 19. Taorian'ny nampiasana ny Franc Malagasy (FMG) tamin'ny Repoblika voalohany, dia nampiasaina ny Ariary.
 
Io teny io dia mety avy amin'ny teny arabo ''al rial''. izay avy amin'ny teny espaniôla ''real''.
 
== Tantara ==