Taôisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Dao-caoshu.png|vignette|道 ''dào'' "ny Lalana"]]
Ny '''taôisma''' dia sady [[fivavahana]] no [[filôzôfia]] izay iray amin' ireo andrin' ny filôzôfia sinoa, ka ny roa hafa dia ny [[kônfosianisma]] sy ny [[bodisma]], izay miorina amin' ny fisian' ny foto-javatra niandohan' ny zavatra rehetra, atao hoe ''Taô''. Ny taôisma dia atao hoe ''dàojiào'', izay midika hoe "fampianarana ny lalana") amin' ny [[Fiteny sinoa|teny sinoa]]. Avy amin' ny kolontsaina sinoa tranainy no misy ny fototry ny taôisma, izay miorina amin-dahatsoratra, ka isan' izany ny ''Tao Tö King'' nposoratan' i Lao Tseu, ny ''Lie Tseu'' sy ny ''Zhuāngzǐ'' nosoratan' i ''Tchouang Tseu.'' Miseho amin' ny alalan' ny fanao izay nisy akony teo amin' ny fiainan' ny mponina any amin' ny [[Farany Atsinanana]], eny fa na hatrany [[Tany Andrefana|Andrefana]] koa aza ny taôisma tamin' ny taonjato faha-20.