Hoala: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:GulfofMexico3D.jpg|vignette|302x302px|Ny hoalan' i Meksika]]
Ny '''hoala''' dia ampahan-d[[ranomasina]] na ampaham-[[Farihy|parihy]] mandroso miditra mankany anaty tany. Lehibe kokoa noho ny [[helodrano]] ny hoala. Na dia izany aza dia mifangaro ny fampiasana ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]] hoe ''hoala'' sy ny hoe ''helodrano''.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Saikanosy]]
* [[Nosy]]
* [[Andilan-tany]]
* [[Tanibe]] (na Kôntinenta)
* [[Helodrano]]
* [[Andilan-dranomasina]]