Nosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Ndatyavao (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelin-teny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Island_Pokonji_Dol.jpg|thumb|Nosy kely ny ranomasimbe Adriatika]]Ny '''nosy''' dia tany kely na antonontonony hodidinin-d[[rano]] tanteraka. Mety ho [[ranomasina]] na [[farihy]] na rano mandeha io rano manodidina azy io ary mety maharitra izany fisian'ny rano manodidina izany na tsia. Raha maromaro mifanakaiky sy mifaneritery izy dia atao hoe [[tamba-nosy]].[[Sary:Island_Pokonji_Dol.jpg|thumb|Nosy kely ny ranomasimbe Adriatika]]
 
== Jereo koa ==
 
* [[Saikanosy]]
* [[Saikanosy madinika]]
* [[Nosy]]
* [[Andilan-tany]]
* [[Tanibe]] (na Kôntinenta)
* [[Hoala]]
* [[Helodrano]]
* [[Farihy]]
* [[Andilan-dranomasina]]
 
== Fanovozan-kevitra ==
* [http://www.picstropical.com/ Tropical Island Pictures]
{{vangovango}}