Mpampitohy (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny [[Mpampitohy (fitsipiteny)|'''mpampitohy''']] dia [[teny]] ([[sokajin-teny]]) mampifandray teny na andian-teny roa na maro ao amin' ny andian-teny lehibe kokoa na ny [[fehezankevitra]] na ny [[fehezanteny]] iray. Misy karazany roa ny mpampitohy dia ny [[mpampitohy teny]] sy ny [[mpampitohy fehezankevitra]].
 
Ny [[mpampitohy teny]] dia teny enti-mampitohy teny na andian-teny roa na maromaro mitovy [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] (sady matetika mitovy sokajy) ao amin' ny andian-teny lehibe kokoa na fehezanteny na ny fehezankevitra. Ny mpampitohy fehezankevitra izay teny tsy natao hampitohy afa-tsy fehezankevitra ka milaza ny fifampiakinana misy eo amin' ireo fehezankevitra ireo dia atao hoe [[mpampiankina fehezankevitra]].
 
== Jereo koa: ==