Loko litorjika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
delete
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''loko lotorjika''' dia ny lokon' ny fitafiana sy ny lokon' ny lamba hafa na ny an' ny fanaingoana ampiasaina ao amin' ny [[kristianisma]] mba hanomezana heviny ara-panahy am-pamantarana ny fimbafomba sy ny fankalazana amin' ny fari-potoana iray ao amin' ny [[Tetiandro litorjika kristiana|tetiandro litorjika]]. Ny hevitry ny loko litorjika dia marin-toerana kokoa raha mitaha amin' ny endriky ny fitafiam-pisoronana. Na ny hevitry ny loko, na ny endriky ny fitafiana dia miovaova arakaraka ny [[kolontsaina]] sy ny vanimpotoana. Misy fifandraisana amin' ny lohahevitra tiana hanjaka amin' ny fe-potoana na fankalazana iray ny loko litorjika.
{{Delete}}
 
Jasmine
Ao amin' ny Fiangonana katôlika dia misy loko sasany ampiasaina amin' ny fotoana sasany: nyvolomparasy amin' ny [[Fiaviana (kalandrie litorjika)|Fiaviana]] (na [[Advento]]) sy amin' ny [[Karemy]], ny fotsy amin' ny [[Noely]] sy ny [[Paka (fety)|Paka]] (na [[Paska]]), ny mena amin' ny [[Pentekôsta|Pentekôty]] (na [[Pentekôsta]]) ary ny maitso amin' ny fotoana mandava-taona (fotoana tsotra).
 
== Jereo koa ==
 
* [[Litorjia]]
* [[Tetiandro litorjika kristiana|Tetiandro litorjika]]