Doalisma (finoana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
Ny [[mazdeisma]], izay nipoiran' ny [[zôrôastrisma]], dia mampifanohitra andriamanitra roa, dia i [[Ahora Mazda]] sy i [[Angra Mainio]] na [[Ahrimàna]]. Ho an'ny fivavahana zôrôastriana, izay doalista nefa manam-pirehana [[Mônôteisma|mônôteista]], dia i Ahora Mazda irery no hany [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] fa i Ahrimàna na Angra Mainio kosa tsy andriamanitra fa fanahy ratsy. Ny [[zervanisma]] dia mampifanohitra ny kambana, dia i Ahora Mazda sy i Angra Mainio, nefa ambonin' ireo i Zorvàna izay ray niteraka azy ireo. Ny [[manikeisma]], izay mampifanohitra ny tsara sy ny ratsy mandrakizay, dia doalista koa.
 
Teo amin' ny tantaran' ny [[fivavahana kristiana]] dia doalista ny [[bogomilismabôgômilisma]], ny [[katarisma]], ny [[gnôstisisma]], ny [[markiônisma]] ary ny [[paolisianisma]].
 
== Ny fivavahana iraniana doalista ==