Doalisma (finoana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''doalisma''' dia foto-pampianaram-pivavahana izay milaza ny fiaraha-misin' ny foto-javatra roa maharitra nipoiran' ny [[tsara]] sy ny [[ratsy]]. Mampifanohitra foto-javatra na [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] roa na antokon' andriamanitra na antokom-panahy roa ny fivavahana doalista ka ny voalohany ipoiran' ny tsara fa ny faharoa kosa ipoiran' ny ratsy. Any am-parany anefa dia mino ny mpivavaka doalista fa horesin' ny fototry ny tsara ny fototry ny ratsy.
 
Ny [[mazdeisma]], izay nipoiran' ny [[zoroastrismazôrôastrisma]], dia mampifanohitra andriamanitra roa, dia i [[Ahora Mazda]] sy i [[Angra Mainio]] na [[Ahrimàna]]. Ho an'ny fivavahana zôrôastriana, izay doalista nefa manam-pirehana [[Mônôteisma|mônôteista]], dia i Ahora Mazda irery no hany [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] fa i Ahrimàna na Angra Mainio kosa tsy andriamanitra fa fanahy ratsy. Ny [[zervanisma]] dia mampifanohitra ny kambana, dia i Ahora Mazda sy i Angra Mainio, nefa ambonin' ireo i Zorvàna izay ray niteraka azy ireo. Ny [[manikeisma]], izay mampifanohitra ny tsara sy ny ratsy mandrakizay, dia doalista koa.
 
Teo amin' ny tantaran' ny [[fivavahana kristiana]] dia doalista ny [[bogomilisma]], ny [[katarisma]], ny [[gnôstisisma]], ny [[markiônisma]] ary ny [[paolisianisma]].
Andalana faha-8:
 
=== Ny mazdeisma ===
Ny [[mazdeisma]] dia fiivavahana tao [[Iràna]] Lehibe|Iràna taloha]] izay mampianatra ny fifanoheran' ny foto-javatra roa, dia ny Tsara (na Ohrmazd) izay nahary an' izao tontolo izao, sy ny Ratsy (na Ahriman), izay miezaka hatrany ny hanimba ny zava-bitan' i Ohrmazd. Izany ady izany anefa tsy maintsy hifarana amin' ny faharesan' i Ahriman sy fandresen' i Ohrmazd.
 
=== Ny zôrôastrisma ===
Andalana faha-14:
 
=== Ny zervanisma ===
Ny [[zervanisma]] dia fihetsiketsehana ara-pivavahana izay nahazo io anarany io avy amin' ny anaran' ny mpandray anjara tantaraina amin' ny [[fedrà]], atao hoe Zorvàna. Tany [[Persia]] tamin' ny andron' ny [[Akemenida]] no nipoiran' io fivavahana io ary heverina fa nisy talohan' ny zôrôastrisma izay nahazoany ampahany tamin' ny fampianarany, indrindra ny doalisma.I Zorvàna anefa dia hevitra fa tsy andriamanitra. Foto-javatra tsy voafaritra i Zorvàna, mpamorona ny [[demiorga]] kambana roa, ka ny Ratsy (i Ahrimàna) dia ilaina amin' ny fototry ny [[Famoronana (finoanaaraka syny fedràBaiboly)|famoronana]].
 
=== Ny manikeisma ===
Andalana faha-24:
Ny [[bôgômilisma]] dia fihetsiketsehana kristiana tsy nanaraka ny fampianaran' ny Fiangonana ôfisialy, niforona tamin' ny taonjato faha-10, izay efa tsy misy intsony ankehitriny, izay nanorina ny fampianarany amin' ny lamin-kevitra [[Manikeisma|manikeana]] mampifanohitra ny Fahazavana (na ny Tsara) amin' ny Haizina (na ny Ratsy), sady naka ampaham-pampianarana tao amin' ny [[Filazantsara|Evanjeli]]<nowiki/>n' ny [[Testamenta Vaovao]] ka tsy manaiky ny [[Testamenta Taloha]] afa-tsy ny [[Bokin'ny Salamo|Bokin' ny Salamo]] sy ny [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|bokin' ny mpaminany]]. Ny Bôgômila dia nihevitra fa ny [[Famoronana (finoana sy fedrà)|famoronana]], izay heveriny fa ratsy, dia asan' ilay Andriamanitra maizina, ka tsy nandray anjara tamin' izany ilay Andriamanitra tsara.
 
Nandroso tao [[Bolgaria]] sy tao [[Serbia]] ary tao [[BosniaBôsnia]] ny bôgômilisma sady nisy vokany koa tao amin' ny kolontsain' ny olona tao amin' ireo [[Balkana]]. Ny fiheverana [[Gnôstisisma|gnôstika]] kristiana sy ny [[manikeisma]] no niantraika tamin' io fihetsiketsehana io.
 
=== Ny katarisma ===