Bôgômilisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Bogomilisma ho Bôgômilisma i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''bogomilismabôgômilisma''' dia fihetsiketsehana kristiana tsy nanaraka ny fampianaran' ny Fiangonana ofisialy, niforona tamin' ny taonjato faha-10, izay efa tsy misy intsony ankehitriny, izay nnorinananorina ny fampianarany amin' ny lamin-kevitra [[Manikeisma|manikeana]] izay mampifanohitra ny Fahazavana (na ny [[Tsara]]) amin'ny Haizina (na ny [[Ratsy]]), sady naka ampaham-pampianarana tao amin' ny [[Filazantsara|Evanjeli]]<nowiki/>n'ny [[Testamenta Vaovao]] ka tsy manaiky ny [[Testamenta Taloha]] afa-tsy ny [[Bokin'ny Salamo]] sy ny [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|bokin' ny mpaminany]]. Ny BogomilaBôgômila dia nihevitra fa ny [[Famoronana (finoanaaraka syny fedràBaiboly)|famoronana]], izay heveriny fa ratsy, dia asan' ilay Andriamanitra maizina, ka tsy nandray anjara tamin' izany ilay Andriamanitra tsara. Nifanohitra tamin' ny Fiangonana ofisialyôfisialy ny bogomilismabôgômilisma, manao fifehezan-tena hentitra izy ireo, mitsipaka ny fampiasana sary (toy ny fivavahana amin' ny lakroa indrindraindrindra) ary tsy mila [[tempoly]], mandà ny [[sakramenta]] telo (ny [[batisa]] sy ny [[eokaristia]] ary ny [[Sakramentan'ny fanambadiana|fanambadiana]]).
 
Avy amin' ny anaran' ny pretra polgarabolgara atao hoe Bogomil (izay midika hoe "sakaizan' Andriamanitra") io anarana io.
 
Nandroso tao [[Bolgaria]] sy tao [[Serbia]] ary tao [[BosniaBôsnia]] ny bogomilismabôgômilisma sady nisy vokany koa tao amin' ny kolontsain' ny olona tao amin' ireo [[Balkana]]. Tsy mazava tsara ny fancraisanfandraisan' ny emperora bizantina ny bogomilismabôgômilisma satria indraindray manameloka aryazy indraindray mampiasa azy amin' ny tombontsoany. Ny fiheverana [[GnostisismaGnôstisisma|gnostikagnôstika]] kristiana sy ny [[manikeisma]] no niantraika tamin' io fihetsiketsehana io, ka izany no niheveran' ny Fiangonana katolikakatôlika sy ny Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa azy ho [[fampianaran-diso]] na finoan-diso (herezia) nezahin' izy ireo nofoanana amin-kerisetra. Ny bogomilismabôgômilisma no heverin' ny mpikaroka sasany fa mety nakan' ny [[katarisma]] ny ampahany amin' ny fampianarany. Ankoatra izany, mety ny [[Paolisianisma|Paolisiana]] izay niova firenena na noroahina avy any [[Armenia]] (Torkia Atsinanana ankehitriny) mankany Balkana tamin' ny taonjato faha-7 sy faha-9 no nampita ny fampianarana bogomilabôgômila.