Pôliteisma: Fahasamihafan'ny versiona
k
tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
[[Sary:Gods.jpg|vignette|310x310px|Ny fianakaviamben' ny andriamanitra grika]]
Ny '''pôliteisma''' dia [[fivavahana]] na fiheverana [[Filôzôfia|filôzôfika]] inoana ny fisian' ny [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] maro sy anompoana azy ireo. Isan-karazany ny endrika isehoan' ny fivavahana amin' andriamanitra maro. Amin' ny ankapobeny dia inoana ho manana endrika sy toetra mitovitovy amin' ny an' ny olombelona ny andriamanitra. Amin' ny ankapobeny koa dia manana ny anjara toerany ao amin' ny lamina misy ambaratonga ireo andriamanitra ireo ka ny [[fedrà]] no mitantara sy manazava izany. Matetika dia mifangaro amin' ny fivavahana amin' andriamanitra tokana ([[mônôteisma]]) ny fivavahana amin' andriamanitra maro ka misy ny fivavahana pôliteista izay heverina nivoatra nakany amin' ny
Ny mpikaroka dia mihevitra fa avy amin' ny tahotra sy ny fanajana ny herin' ny [[zavaboary]] no niavian' ny fivavahana amin' andriamanitra maro
== Fiforonan-teny ==
Avy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''πολυθεϊσμός'' / ''polutheismos'' ny teny nohagasina hoe ''politeisma'' izay mbola azo rasaina araka izao: ''πολύ'' / ''polu'' ("maro") sy ''θεός'' / ''theos'' ("andriamanitra").
== Endrika isehoan' ny
Isan-karazany ny fivavahana amin' andriamanitra maro satria ny lamina tsirairay dia samy manana ny mampiavaka azy ary mety
Ao amin' ny lamina pôliteista dia misy fizaràna seha-pahefana ho an' ny andriamanitra tsirairay. Mety ho momba ny fari-tany izany (fahefana amin' ny faritra voafetra), na mety ho momba ny foko na ny karazan' asa (andriamanitry ny foko iray na ny sokajin' asa fivelomana iray), na sehatra hafa eo amin' ny tontolo (andriamanitry ny zava-mitranga eo amin' ny [[natiora]], andriamanitra any amin' ny fitoeran' ny maty, andriamanitry ny fanambadiana, sns.). Na dia izany aza dia misy ireo andriamanitra manan-danja kokoa izay ivangongoan' anjara asa maro; ny andriamanira sasany dia metimety kokoa amin' ny mponina ao amin' ny tanàna iray na maromaro raha mitaha amin' ny hafa.
Amin' ny ankapobeny dia manam-pifadraisam-pianakaviana na fifandraisam-piarahamonina ireo andriamanira ao amin' ny lamina
Matetika dia misy ny andriamanitra fara-tampony izay tsy dia
== Ireo fivavahana
Maro dia maro ny fivavahana pôliteista ka ireto ny tena fantatra indrindra:
|