Azia Afovoany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Central Asia.svg|350px|right|thumb|Azia afovoany]]
I '''Azia Afovoany''' dia faritra afovoan' ny kaontinenta aziatika izay mivelatra manodisin' ny [[ranomasina Kaspiana]], ny [[ranomasin'i Araly|ranomasin' i Araly]] ary ny [[farihy Balkhach]]. Ny firenena izay lazaina fa ao Azia Afovoany dia ireo firenena aziatika dimy izay manana anarana mifarana amin' ny -''stan'' (Kazakstana, [[Ozbekistana]], [[Tajikistana]], [[Torkmenistana]], [[Kirgizistana]]). Raha atambatra ireo firenena dimy ireo dia miisa eo amin' ny 61,5 tapitrisa ny mponina ary 4 tapitrisa kmkm2 ny velarantany.
 
Ny [[Repoblika sosialistaSôsialista sovietikaSôvietika]] ireo firenen' ny Azia Afovoany ireo talohan' ny taona 1991: i [[Kazakstana]] (16 tapitrisa mponina tamin' ny 2009), i [[Kirgizistana]] (5,5 tapitrisa), i [[Tajikistana]] (7,3 tapitrisa), ary i [[Ozbekistàna|Ozbekistana]] (27,6 tapitrisa). Anisan' ny toerana izay lazaina fa ao Azia Afovoany dia i [[Afganistana]], [[Avaratr'i Irana|Avaratr' i Irana]], [[Kasimiria]], [[Pakistana]] avaratra, [[MongoliaMôngôlia]] ary tsindraindray koa [[Xinjiang]] ary [[Tibeta]] any Sina andrefana miaraka amin' ny faritra atsimon' i [[Siberia]].
 
== Jereo koa ==
 
=== Faritra ao Azia ===
 
* [[Azia Avaratra]]
* [[Azia Avaratra-Atsinanana]]
* [[Azia Atsimo-Atsinanana]]
* [[Azia Afovoany]]
* [[Afovoany Atsinanana]] (na Azia Andrefana)
 
[[Sokajy:Azia]]