Fiteny balta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Distribution langues baltes.jpg|vignette|267x267px]]
Ny '''fiteny balta''' dia ireo fiteny ao amin'ny vondrom-piteny [[Fiteny baltô-slava|baltô-slava]] ao amin'ny fianakaviam-piteny [[Fiteny indô-eorôpeanina|indô-eorôpeana]]. Isan'izany ny [[fiteny litoaniana]], ny [[fiteny letôna]], ny [[fiteny korôniana]], ny [[fiteny selôniana]], ny [[fiteny semigaliana]], ny [[fiteny skalviana]] ary ny [[fiteny sodôviana]].