Ariary: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Baronnet (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Francs malgaches.JPG|vignette|327x327px]]
Ny '''ariary''' (MGA, Ar) dia sandam-bola miasa ao amin'ny Repoblikan'i [[Madagasikara]], efa niasa tamin'ny andron'ny Mpanjaka tamin'ny taonjato faha 19. Taorian'ny nampiasana ny Franc Malagasy (FMG) tamin'ny Repoblika voalohany, dia nampiasaina ny Ariary.
 
Io teny io dia mety avy amin'ny teny arabo ''al rial''.
Ligne 6 ⟶ 7 :
Ny teny hoe ''ariary'' dia teny efa misy talohan'ny nahatongavan'ny mpanjanaka tany Madagasikara. Nanomboka tamin'ny fanjanatany, ny vola Franc no ampiasaina : frantsay tamin'ny 1896 hatramin'ny fahaleovantena, ary Franc malagasy tamin'ny 1860 hatramin'ny 2007.
 
Ny franc malagasy dia nifototra tamin'ny ariary, ny iraimbilanja (1 F) dia 1/5 ariary ary 5 F ny ariary iray. Ohatra, rehefa miteny 2 500 F, ''dimanjato'' (500) [ariary] no tenenia. Niverina nampiasaina indray anefa ny Franc Malagasy tamin'ny Repoblika fahatelo. Rehefa tonga teo amin'ny fitondrana i Marc Ravalomanana ny taona 2002, dia nanapa-kevitra ny hiverina amin'ny Ariary indray, ary tanteraka izany tamin'ny 2004, taona izay nanoloana sy nanontana ny vola taratasy vaovao ampiasaina ankehitriny.
 
{{Commonscat|Money_of_Madagascar|Ariary}}
Misy sanda fito (7) ankehitriny ny vola taratasy ampiasaina, dia ny 100 ariary, ny 200 ariary, ny 500 ariary, ny 1000 ariary, ny 2000 ariary, ny 5000 ariary ary ny 10000 ariary.
 
Miisa sivy (9) kosa ny vola vy: dia ny iraim-bilanja (0,2 ariary), ny ventisikorobo (0,4 ariary), ny 1 ariary, ny ariary 2, ny ariary 4, ny ariary 5, ny ariary 10, ny 20 ariary, ary ny 50 ariary.
 
Nanomboka tamin'ny krizy nisy ny taona 2009 dia nihendanja hatrany ny sandan'ny Ariary mitaha amin'ireo sandam-bola vahiny toy ny Euro sy Dolara.{{Commonscat|Money_of_Madagascar|Ariary}}
[[Sokajy:Sandam-bola]]