Kristôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Kristolojia ho Kristôlôjia i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''kristolojiakristôlôjia''' dia taranja ao amin'ny [[teolojiateôlôjia dogmatikadôgmatika]] kristiana izay mianatra sy mandinika ny amin'ny [[Persona (teolojia)|persona]] sy ny [[Foto-pampianarana|fampianarana]] ary ny asan'i [[Jesosy]] amin'ny maha Kristy azy, indrindra ny amin'ny [[Natiora (teolojia)|natiora]]<nowiki/>n'i Jesosy sy ny fifandraisany amin'Andriamanitra: i Jesosy ve zanak'Andriamanitra, zanaka natsangany, olombelona tsy misy fangarony, sa Andriamanitra tsy misy fangarony ? Izany fandinihana ao amin'io taranja io izany dia miainga avy amin'ny anaram-boninahitra omena an'i Jesosy ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]], toy ny hoe [[Kristy]], [[Tompo]], [[Zanak'Andriamanitra]], [[Mesia]], sady mandinika koa ny amin'ny maha-izy-azy an'i Kristy sy ny hevitry ny anaram-boninahitra hoe ''Kristy''.
 
== Ny finoan'ny Kristiana an'i Jesoa teo amin'ny tantara ==