Manille
I Manille na Manila dia tanàna renivohitr'i Filipinina. Ny tanànan'i Manila dia anisan'ny tanàna lehibe indrindra any Azia. Ny mpanjana-tany espaniola no nipetraka voalohany tao amin'ny tanànan'i Manila.