Make Mine Music
|
Make Mine Music dia horonantsary amin'ny sarimihetsika amerikana notontosain'i nataon'i Walt Disney, ary nivoaka tamin'ny 20 aprily 1946. Ireo olona nampindrana ny feony ho an'io sarimiaina io dia i Nelson Eddy, Dinah Shore, Benny Goodman, ary ny zandry Andrew.