Maia Sandu dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i  Môldavia teraka ny 24 Mey 1972 tao Risipeni, Distrika Fălești, avy eo SSR Moldavia Efa filohan'ny Repoblikan'i Moldavia izy nanomboka ny 24 Desambra 2020, taorian'ny nandreseny ny fihodinana faharoa tamin'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny 15 Novambra. Ny mpahay toekarena no vehivavy voalohany nitana io toerana io ary praiminisitra teo aloha tany Moldavia nanomboka tamin'ny fiandohan'ny Jona 2019 ka hatramin'ny 14 Novambra 2019.

Maia Sandu