Madagasikara (zavamaniry)

Anaran-javamaniry ihany koa ny hoe Madagasikara. Fleur de Noël no dikany amin'ny teny frantsay. Ny nahatonga ny anarany hoe Madagasikaradia satria rehefa aforitra roa ny ravin'io zava-maniry io dia toa manome ny sarin-tanin'i Madagasikara.