Maccabi Ironi Ashdod F.C.

Maccabi Ironi Ashdod F.C (amin'ny fiteny hebreo : מכבי עירוני אשדוד) dia klioba baolina kitra matianina ao Ashdod ao amin'ny Isiraely. Niorina tamin'ny 1961 ny fikambanana.

Ny sainan'ny ekipa

Ny ekipa dia efa nandray anjara tamin'ny ligy voalohany tany Israel. Ny ekipa amin'izao fotoana izao dia milalao amin'ny ligy fahatelo any Israel.


Mpilalao baolina kitra ao Maccabi Ironi Taloha hanova

Gallery hanova