I Lyon dia kaominina frantsay ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Frantsa, ao amin' ny fihaonan' i Rhône sy Saône. Izy no renivohitry ny boriborintanin' i Lyon sy an' ny departemantan' i Rhône ary an' ny faritra Auvergne-Rhône-Alpes. Izy no kaominina fahatelo ao Frantsa raha ny isan' ny mponina no hevetina, izay miisa 518 635 tamin' ny taona 2018.