I Louis Hjelmslev, teraka tao Copenhagen tamin' ny 3 Oktobra 1899 ary maty tao ihany tamin' ny 30 Mey 1965, dia mpahay teny danoà izay nanohy ny fisaintsainan' i Ferdinand de Saussure tamin' ny fananganana glôsematika. Izy dia zanaky ny matematisiana Johannes Hjelmslev (1873-1950).