54°46′N 11°24′E / 54.767°N 11.400°E / 54.767; 11.400

Lolland
Lolland
Lolland, Falster sy Sjaelland

Lolland, dia nosy fahefatra lehibe indrindra ao  Danemarka amin'ny lafin'ny velarantany ary ny fahadimy lehibe indrindra amin'ny lafin'ny mponina aorian'ny Amager. Any atsimon'i Sjælland sy andrefan'i Falster no misy azy, 58 km eo ho eo ny lavany, 15-25 km ny sakany ary 1,243 km² ny velarantany. 57.467 mponina no mipetraka ao Lolland.

Fifandraisana ara-dalana

hanova

Teo am-panamboarana ny tonelina iray mampifandray ny nosy amin’ny nosy Fehmarn any Alemaina.